| Entrée | 1 gadralava |
| Mots élémentaires | 2 gadra, 3 lava |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo)
[1.1] |
| Explications en anglais |
[gadra lava]
6 A long chain stretching from the neck to the feet
7 a man in fetters; a convict. [1.2] 8 a prisoner [1.7] |
| Explications en français |
9 Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers
[1.3] 10 un condamné [1.8] |
| Exemples |
11 Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava
[2.48]
|
| Antonymes | 12 gadra fohy |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|